Fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny tanora, anio 12 Aogositra 2025, nialohavan’ny filaharana an-dalambe niarahana tamin’ireo tanora maro teto an-toerana niainga teo amin’ny Poste hatreo amin’ny Maison des jeunes.

Narahan’ny fandraisam-pitenenana nataon’i Mr le DRJS Mena sy ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny hetsika nataon’i Mr le Prefet eto Morondava.

Nofaranana tamin’ny fitsidihina ireo trano heva sy ny Coin Santé Jeune izay manome tolotra ara-pahasalamana

« Fandraisana anjaran’ireo tanora eny ifotony ho fampiroboroboana ny tanjon’ny fampandrosoana lovain-jafy ary mihoatra. »

#FCDO

#IPPF

#UNFPA

#wish2

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Ce site utilise Akismet pour réduire les indésirables. En savoir plus sur comment les données de vos commentaires sont utilisées.